Quel avenir pour les cybercafés ?

ONG STUDIO SIFAKA

Manodidina ny 200 eo ny isan’ny cybercafé misokatra eto Madagasikara isantaona, raha ireo misoratra anarana ara-dalàna. Mitovitovy amin’izay ihany koa anefa ny voatery mikatona nohon’ny fatiantoka. Antony maro no mety mahatonga izany : ny saran’ny vidina aterineto izay tsy mitsaha-miakatra isantaona, ny safidin’ny toerana nananganana ilay cybercafé, ny fisian’ny valanaretina covid-19 ary indrindra ny fanjifana smartphone amin’izao. Cybercafé roa no nanontanianay teny 67ha. Samy miezaka izy ireo nitady tolotra vaovao mba ampitomboana ny vola miditra aminy. Toy ny hoe manampy ny ankizy manoratra boky famaranana fianarana na mémoire, mivarotra rafibaiko sy jeux samihafa, mamorona peta-drindrina sns. Ao amin’ny tapany faharoa, manazava i Rakotonirina Rija Setraniaina, filohan’ny fikamban’ny cybercafé sy mampiasa aterineto eto Madagasikara, fa zava-dehibe ny maharaka ny fivoaran’ny tontolo ianana misy ny mpitantana cybercafé.

Studio Sifaka

  • 2021-12-09 Fandaharana KSK CYBERCAFE

Plus de 200 cybercafés se créent chaque année à Madagascar, du moins, ceux qui sont enregistrés officiellement. Le nombre de cybercafés obligés de mettre la clé sous la porte est estimé aussi à 200 par an. Les raisons ? Coûts exorbitants de la connexion internet à Madagascar, mauvais choix d’emplacement, la pandémie de la covid-19 et surtout l’arrivée des smartphones à prix bradés. Nous avons visité deux cybercafés du côté de 67ha. Chacun essaie tant bien que mal de tenir le coup en proposant des services supplémentaires : rédaction de mémoire, vente de logiciels et jeux vidéo, conception affiche, etc. Le président de l’association des cybercafés et des internautes de Madagascar, Rakotonirina Rija Setraniaina explique l’importance d’être en phase avec son environnement pour rester dans la course.

How to apply

To apply for this job you need to authorize on our website. If you don't have an account yet, please register.